Ezekiel 39:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny, ny tompon-tany rehetra no handevina azy; ary ho laza ho azy amin’ny andro hampisehoako ny voninahitro izany, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Handevina avokoa ny vahoaka amin’ny tany; ary ho andro malaza ho azy ireo izany, fa andro hanehoako ny voninahitro an-karihary, - teny marin’ny Tompo Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny mponina rehetra amin’izany faritra izany dia hifarimbona handevina azy ao avokoa; ary ho rehareha ho azy izany amin’ny andro hanehoako ny voninahitro; teny hentitra avy amiko Tompo ANDRIANANAHARY izany.
Malagasy Bible 1865
Eny, ny tompon-tany rehetra no handevina azy; ary ho laza ho azy izany amin'ny andro hampisehoako ny voninahitro, hoy Jehovah Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny, ny tompon-tany rehetra no handevina azy; ary ho laza ho azy amin’ny andro hampisehoako ny voninahitro izany, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
malagasy
Eny, ny tompon-tany rehetra no handevina azy; ary ho laza ho azy izany amin'ny andro hampisehoako ny voninahitro, hoy Jehovah Tompo.