Ezekiel 39:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hisy tanàna koa hatao hoe Hamona. Toy izany no hanadiovany ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ho anaran-tanàna koa i Hamôna; toy izany no hanadiovana ny tany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hisy koa aza tanàna iray hantsoina hoe Hamônà na hoe tafika marobe. Dia toy izany no hanadiovan’ireo ny tany.»
Malagasy Bible 1865
Ary hisy tanàna koa hatao hoe Hamona. Toy izany no hanadiovany ny tany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hisy tanàna koa hatao hoe Hamona. Toy izany no hanadiovany ny tany.
malagasy
Ary hisy tanàna koa hatao hoe Hamona. Toy izany no hanadiovany ny tany.[Hamona = Olona maro be]