Ezekiel 39:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny nofon’ny lehilahy mahery no hohaninareo, ary ny ran’ireo mpanjakan’ny tany no hosotroinareo, dia ondrilahy, zanak’ondry, osilahy ary vantotra ombilahy, samy mifahy avy any Basana izy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nofon’ny lehilahy mahery no hohaninareo, ran’ny mpanapaka amin’ny tany no hosotroinareo, dia ondralahy, zanak’ondry, osilahy, vantotr’ombalahy, omby mifahy, avy any Basàna, samy tafatambatra avokoa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hohaninareo ny nofon’ireo miaramila maherifo ary hosotroinareo ny ran’ireo mpitondra an’izao tontolo izao, natolotra ho sorona ho solon’ny ondrilahy sy ny zanak’ondry ary ny osilahy mbamin’ny zanak’omby, izay samy biby natavezina tany Basàna avokoa.
Malagasy Bible 1865
Ny nofon'ny lehilahy mahery no hohaninareo, ary ny ran'ireo mpanjakan'ny tany no hosotroinareo, dia ondrilahy sy zanak'ondry sy osilahy ary vantotr'ombilahy, samy mifahy avy any Basana izy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny nofon’ny lehilahy mahery no hohaninareo, ary ny ran’ireo mpanjakan’ny tany no hosotroinareo, dia ondrilahy, zanak’ondry, osilahy ary vantotra ombilahy, samy mifahy avy any Basana izy rehetra.
malagasy
Ny nofon'ny lehilahy mahery no hohaninareo, ary ny ran'ireo mpanjakan'ny tany no hosotroinareo, dia ondrilahy sy zanak'ondry sy osilahy ary vantotr'ombilahy, samy mifahy avy any Basana izy rehetra.