Ezekiel 39:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hihinana matavy ianareo mandra-pahavokinareo ary hisotro ra mandra-paha-leonareo avy amin’ny fanatitro izay novonoiko ho anareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hihinana tavin-kena ianareo, ka ho voky, hisotro ra ianareo, mandra-pahaleonareo, amin’izany sorona nataoko ho anareo izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Io sorona io no anasako anareo, koa hihinana ny matavy eo ianareo ambara-pahavoky anareo, ary hisotro ny ra ianareo ambara-pahaleo anareo.
Malagasy Bible 1865
Dia hihinana matavy ianareo mandra-pahavokinareo ary hisotro rà mandra-pahaleonareo avy amin'ny fanatitro izay novonoiko ho anareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hihinana matavy ianareo mandra-pahavokinareo ary hisotro ra mandra-paha-leonareo avy amin’ny fanatitro izay novonoiko ho anareo.
malagasy
Dia hihinana matavy ianareo mandra-pahavokinareo ary hisotro rà mandra-pahaleonareo avy amin'ny fanatitro izay novonoiko ho anareo.