Ezekiel 39:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitaritarika sy hitondra anao hiakatra avy any amin’ny farany avaratra Aho, dia hoentiko ho any amin’ny tendrombohitry ny Israely ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Halaiko, hotarihiko ianao, hampianariko avy any amin’ny farany avaratra, ary hoentiko any an-tendrombohitr’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nentiko nirenireny ianao mba hamongorako anao. Nampialako avy any am-parany avaratra ianao hampanafihako ny tendrombohitr’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Hitarika sy hitondra anao hiakatra avy any amin'ny farany avaratra Aho, dia ho entiko ho any an-tendrombohitry ny Isiraely ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitaritarika sy hitondra anao hiakatra avy any amin’ny farany avaratra Aho, dia hoentiko ho any amin’ny tendrombohitry ny Israely ianao.
malagasy
Hitarika sy hitondra anao hiakatra avy any amin'ny farany avaratra Aho, dia ho entiko ho any an-tendrombohitry ny Isiraely ianao.