Ezekiel 39:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ho voky soavaly sy ny mpitaingina azy ary lehilahy mahery mbamin’ny miaramila rehetra eo amin’ny latabatro ianareo, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny latabatro ianareo hivoky soavaly ama-mpitaingina azy, lehilahy mahery ama-mpiady isan-karazany; - teny marin’ny Tompo Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ao amin’io fanasàko io no hivokisanareo amin’ny soavaly sy ny mpitaingina azy ary ny miaramila maherifo mbamin’ny mpiady isan-karazany; teny hentitra avy amiko Tompo ANDRIANANAHARY izany.
Malagasy Bible 1865
Ary ho voky soavaly sy ny mpitaingina azy ary lehilahy mahery mbamin'ny miaramila rehetra eo amin'ny latabatro ianareo, hoy Jehovah Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ho voky soavaly sy ny mpitaingina azy ary lehilahy mahery mbamin’ny miaramila rehetra eo amin’ny latabatro ianareo, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
malagasy
Ary ho voky soavaly sy ny mpitaingina azy ary lehilahy mahery mbamin'ny miaramila rehetra eo amin'ny latabatro ianareo, hoy Jehovah Tompo.