Ezekiel 39:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hasehoko any amin’ny Jentilisa ny voninahitro ka hohitan’ny firenena rehetra ny fitsarana hataoko sy ny tanako izay hatsotrako aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Haneho ny voninahitro eo amin’ny firenena Aho, ka ho hitan’ny firenena rehetra ny fitsarana hataoko sy ny tanako hahinjitro amin’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Hasehoko amin’ny hafa firenena ny voninahitro. Ho hitan’izy rehetra didim-pitsarana izay hampihariko aminy sy ny fahefana izay hampiasaiko aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary hasehoko any amin'ny jentilisa ny voninahitro, ka ho hitan'ny firenena rehetra ny fitsarana hataoko sy ny tanako izay hahinjitro aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hasehoko any amin’ny Jentilisa* ny voninahitro ka hohitan’ny firenena rehetra ny fitsarana hataoko sy ny tanako izay hatsotrako aminy.
malagasy
Ary hasehoko any amin'ny jentilisa ny voninahitro, ka ho hitan'ny firenena rehetra ny fitsarana hataoko sy ny tanako izay hahinjitro aminy.