Ezekiel 39:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ho fantatry ny taranak’Israely fa Izaho no TOMPO Andriamaniny hatramin’iny andro iny ka hatramin’ny ho avy rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka ho fantatry ny taranak’i Israely, fa Iaveh Andriamaniny Aho, hatramin’izay andro izay, ka hatramin’ny ho avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary manomboka amin’izay andro izay dia hoeken’ny Israelita fa Izaho no TOMPO Andriamaniny.»
Malagasy Bible 1865
Ary ho fantatry ny taranak'Isiraely fa Izaho no Jehovah Andriamaniny hatry ny androtr'iny ka hatramin'ny ho avy rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ho fantatry ny taranak’Israely fa Izaho no TOMPO Andriamaniny hatramin’iny andro iny ka hatramin’ny ho avy rehetra.
malagasy
Ary ho fantatry ny taranak'Isiraely fa Izaho no Jehovah Andriamaniny hatry ny androtr'iny ka hatramin'ny ho avy rehetra.