Ezekiel 39:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Araka ny fahalotoany sy ny fahadisoany no navaliko azy sy nanafenako ny tavako taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho ny fahalotoany amam-pivadihany no nanaovako izany taminy sy nanafenako ny tavako taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niafenako tava ireo ho setrin’ny asany maloto amam-pikomiany.
Malagasy Bible 1865
Araka ny fahalotoany sy ny fahadisoany no navaliko azy sy nanafenako ny tavako taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Araka ny fahalotoany sy ny fahadisoany no navaliko azy sy nanafenako ny tavako taminy.
malagasy