Ezekiel 39:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hivesatra ny fahamenarany sy ny fahadisoany rehetra izay nahadiso azy Tamiko izy rehefa mandry fehizay ao amin’ny taniny ka tsy hisy hampitahotra azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitondra ny fahafaham-barakany izy, mbamin’ny fivadihany rehetra nataony tamiko, raha avy izay handriany feizay eo amin’ny taniny, ka tsy hisy mpanaitaitra intsony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izay dia hohadinoiny ny fahafaham-baràka nanjo azy noho ny hadisoana rehetra nataony tamiko. Hiaina indray am-pilaminana eo amin’ny taniny izy ka tsy hisy hanaitaitra azy.
Malagasy Bible 1865
Dia mba hahatsiaro ny fahamenarany sy ny fahadisoany rehetra izay nandisoany tamiko izy, rehefa mandry fahizay ao amin'ny taniny, ka tsy misy manaitaitra azy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hivesatra ny fahamenarany sy ny fahadisoany rehetra izay nahadiso azy Tamiko izy rehefa mandry fehizay ao amin’ny taniny ka tsy hisy hampitahotra azy.
malagasy
Dia mba hahatsiaro ny fahamenarany sy ny fahadisoany rehetra izay nandisoany tamiko izy, rehefa mandry fahizay ao amin'ny taniny, ka tsy misy manaitaitra azy,[Heb. hitondra]