Ezekiel 39:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa ampodiko avy any amin’ny firenena izy ary angoniko avy any amin’ny tanin’ny fahavalony dia hiseho ho masina eo imason’ny Jentilisa Aho amin’ny ataoko amin’ireny;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa hampody azy avy any amin’ny firenena Aho sy hanangona azy avy any amin’ny tanim-pahavalony, ary hanamasina tena ao amin’izy ireo eo imason’ny firenena maro,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hampodiko avy any amin’ireo hafa firenena izy ary hangoniko avy any amin’ny tanin’ireo fahavalony. Ny ataoko amin’ny Israelita no hanehoako eo imason’ny firenena maro manodidina fa Andriamanitra masina Aho.
Malagasy Bible 1865
rehefa ampodiko avy any amin'ny firenena izy ary angoniko avy any amin'ny tanin'ny fahavalony; ary hiseho ho masina eo imason'ny jentilisa Aho amin'ny ataoko amin'ireny;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa ampodiko avy any amin’ny firenena izy ary angoniko avy any amin’ny tanin’ny fahavalony dia hiseho ho masina eo imason’ny Jentilisa Aho amin’ny ataoko amin’ireny;
malagasy
rehefa ampodiko avy any amin'ny firenena izy ary angoniko avy any amin'ny tanin'ny fahavalony; ary hiseho ho masina eo imason'ny jentilisa Aho amin'ny ataoko amin'ireny;