Ezekiel 39:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy hafeniko aminy intsony ny tavako; fa haidiko ao amin’ny taranak’Israely ny Fanahiko, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tsy hanafina ny Tavako aminy intsony Aho, satria hampidiniko amin’ny taranak’i Israely ny Fanahiko; - teny marin’ny Tompo Iaveh.-
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny Fanahiko no hatosako amin’ny Israelita, ka tsy hiafenako tava intsony ireo; teny hentitra avy amiko Tompo ANDRIANANAHARY izany.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy hafeniko aminy intsony ny tavako; fa haidiko ao amin'ny taranak'Isiraely ny Fanahiko, hoy Jehovah Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy hafeniko aminy intsony ny tavako; fa haidiko ao amin’ny taranak’Israely ny Fanahiko, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
malagasy
Ary tsy hafeniko aminy intsony ny tavako; fa haidiko ao amin'ny taranak'Isiraely ny Fanahiko, hoy Jehovah Tompo.