Ezekiel 39:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hasiako ny tsipìkanao hiala eny an-tananao havia, ary halatsako hiala eny an-tananao havanana ny zana-tsipìkanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Any dia halatsako avy eny an-tananao ankavia ny tsipìkanao, ary hararako avy eny an-tananao ankavanana ny zana-tsipìkanao,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo kosa hasiako ianao, ka ho tapaka eny an-tananao ankavia ny tsipîkanao ary hianjera avy eny an-tananao ankavanana ny zana-tsipîkanao.
Malagasy Bible 1865
Ary hasiako ny tsipìkanao hiala eny an-tananao ankavia, ary halatsako hiala eny an-tananao an-kavanana ny zana-tsipìkanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hasiako ny tsipìkanao hiala eny an-tananao havia, ary halatsako hiala eny an-tananao havanana ny zana-tsipìkanao.
malagasy
Ary hasiako ny tsipìkanao hiala eny an-tananao ankavia, ary halatsako hiala eny an-tananao an-kavanana ny zana-tsipìkanao.