Ezekiel 39:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Eny an-tsaha no hiamparanao; fa Izaho no efa niteny, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hiampatra eny an-tampon-tanety eny ianao, fa Izaho no efa niteny, - teny marin’ny Tompo Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny an-kodahoda no hahafatesanao, satria Izaho no efa nilaza; teny hentitra avy amiko Tompo ANDRIANANAHARY izany.
Malagasy Bible 1865
Eny an-tsaha no hiamparanao; fa Izaho no efa niteny, hoy Jehovah Tompo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Eny an-tsaha no hiamparanao; fa Izaho no efa niteny, hoy NY TOMPO Andriamanitra.
malagasy
Eny an-tsaha no hiamparanao; fa Izaho no efa niteny, hoy Jehovah Tompo.