Ezekiel 39:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Handefasako afo i Magoga sy izay mipetraka tsy manana ahiahy any amoron-tsiraka; dia ho fantany fa Izaho no TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Handefa afo ho any amin’ny tany Magôga Aho sy ho any amin-dry zareo monina feizay any amin’ireo nosy, ka ho fantany fa Iaveh Aho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Handrehetako afo ao amin’ny tanin’i Magôga sy ao amin’ireo mponin’ny nosy izay mihevitra ho milamina. Amin’izay dia hoekena fa Izaho no TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary haterako afo Magoga sy izay mipetraka tsy manana ahiahy any amoron-tsiraka; ka dia ho fantany fa Izaho no Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Handefasako afo i Magoga sy izay mipetraka tsy manana ahiahy any amoron-tsiraka; dia ho fantany fa Izaho no TOMPO.
malagasy
Ary haterako afo Magoga sy izay mipetraka tsy manana ahiahy any amoron-tsiraka; ka dia ho fantany fa Izaho no Jehovah.