Ezekiel 39:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, tonga izany ary efa tanteraka, hoy NY TOMPO Andriamanitra. Izany no andro izay nolazaiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indro tonga izany zavatra izany ka ho tanteraka, - teny marin’ny Tompo Iaveh: - izany no ilay andro nolazaiko!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indro ho avy izany toe-javatra izany ary efa manomboka tanteraka. Izany no andro fitsarana nambarako; teny hentitra avy amiko Tompo ANDRIANANAHARY izany.
Malagasy Bible 1865
Indro, tonga izany ka tanteraka, hoy Jehovah Tompo. Izany no andro izay nolazaiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, tonga izany ary efa tanteraka, hoy NY TOMPO Andriamanitra. Izany no andro izay nolazaiko.
malagasy
Indro, tonga izany ka tanteraka, hoy Jehovah Tompo. Izany no andro izay nolazaiko.