Ezekiel 4:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsinjaraina no hihinananao ny haninao, dia roapolo sekela isanandro; amin’ny fotoana voafetra isanandro no hihinananao azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary 20 sikla no lanjan’ny hanin-kohaninao amin’ny indray andro, asio elanelany ny fihinanana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fahefa-kilao isan’andro no sakafo hohaninao: ataovy ampy anao izany ambara-pahatongan’ny andro manaraka.
Malagasy Bible 1865
Ary an-danjany no hihinananao ny haninao, dia roa-polo sekely isan'andro; asio elanelany ny fihinanao azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsinjaraina no hihinananao ny haninao, dia roapolo sekela isanandro; amin’ny fotoana voafetra isanandro no hihinananao azy.
malagasy
Ary an-danjany no hihinananao ny haninao, dia roa-polo sekely isan'andro; asio elanelany ny fihinanao azy.