Ezekiel 4:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rano afàtra no hosotroinao, ampahenin’ny hina; amin’ny fotoana voafetra isanandro koa no hisotroanao azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rano kely ihany no hosotroinao, dia ampahenin’ny hina, asio elanelany ny fisotro azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ferana ho iray litatra isan’andro koa ny rano hosotroinao.
Malagasy Bible 1865
Ary rano afàtra no hosotroinao, dia ampahenin'ny hina; asio elanelany koa ny fisotronao azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rano afàtra no hosotroinao, ampahenin’ny hina*; amin’ny fotoana voafetra isanandro koa no hisotroanao azy.
malagasy
Ary rano afàtra no hosotroinao, dia ampahenin'ny hina; asio elanelany koa ny fisotronao azy.