Ezekiel 4:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy NY TOMPO: Toy izany no hihinanan’ny Zanak’Israely ny mofony voaloto any amin’ny firenena izay handroahako azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Iaveh tamiko: «Toy izany no hihinanan’ny zanak’i Israely ny mofony voaloto, any amin’ny firenena handroahako azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia mbola nampian’ny TOMPO hoe: –Ho tahaka izany no hihinanan’ny Israelita sakafo maloto any amin’ny tanin’ny firenen-kafa izay handroahako azy.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Jehovah: Toy izany no hihinanan'ny zanak'Isiraely ny mofony voaloto any amin'ny firenena izay handroahako azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy NY TOMPO: Toy izany no hihinanan’ny Zanak’Israely ny mofony voaloto any amin’ny firenena izay handroahako azy.
malagasy
Ary hoy Jehovah: Toy izany no hihinanan'ny zanak'Isiraely ny mofony voaloto any amin'ny firenena izay handroahako azy.