Ezekiel 4:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy Izy tamiko: Indro ary, tain’omby no omeko anao hisolo ny dikin’olona ka izany no hataonao kitay hanendasanao ny mofonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy Izy tamiko: «Jereo fa ekeko hosoloina taim-biby ihany ny diky, ka dia eo ambonin’izany no hanendasanao ny mofonao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy ny Tompo tamiko: –Raha izany àry, dia tain’omby no omeko anao ho solon’ny dikin’olona; ka izany no hataonao kitay hanendasanao ny mofonao.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Izy tamiko: Indro, tain'omby no omeko anao hisolo ny dity, ka izany no hataonao kitay hanendasanao ny mofonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy Izy tamiko: Indro ary, tain’omby no omeko anao hisolo ny dikin’olona ka izany no hataonao kitay hanendasanao ny mofonao.
malagasy
Dia hoy Izy tamiko: Indro, tain'omby no omeko anao hisolo ny dity, ka izany no hataonao kitay hanendasanao ny mofonao.