Ezekiel 4:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa tsy hahita mofo na rano izy, ary samy ho raiki-tahotra sady hihalevona noho ny helony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria, ny hanina amam-pisotro tsy ho ampy; ny tenany, samy hihareraka sy hihalevona avy izy ireo, noho ny haratsiany.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hanana mofo sy rano ny olona, ka hivarahontsana sy hihalevona noho ny fahotany.
Malagasy Bible 1865
Ka dia ho mosare-mofo sy rano izy, ary samy ho raiki-tahotra sady hihalevona noho ny helony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa tsy hahita mofo na rano izy, ary samy ho raiki-tahotra sady hihalevona noho ny helony.
malagasy
Ka dia ho mosare-mofo sy rano izy, ary samy ho raiki-tahotra sady hihalevona noho ny helony.