Ezekiel 4:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary makà lapoaly vy ka ataovy manda vy eo anelanelanao sy ny tanàna; banjino tsara io, ary aoka hatao fahirano, eny, aoka hataonao fahirano io. Famantarana ho amin’ny taranak’Israely izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ianao makà lapoaly vy; ataovy toy ny manda vy eo anelanelanao sy ny tanàna io, ka atodiho hanandrina azy ny tavanao; dia hatao fahirano izy; ka hataonao fahirano izy, Aoka ho famantarana ho an’ny taranak’i Israely izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Makà takela-by ka apetraho izany ho toy ny manda manelanelana anao sy ny tanàna. Banjino tsara ny tanàna: voan’ny fahirano izy izao, ary ianao no manao fahirano azy. Izany dia ho marika fampitandremana ho an’ny taranak’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ary makà lapoely, ka ataovy manda vy eo anelanelanao sy ny tanàna, dia banjino tsara io, ary aoka hatao fahirano, eny, aoka hataonao fahirano io. Famantarana ho amin'ny taranak'Isiraely izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary makà lapoaly vy ka ataovy manda vy eo anelanelanao sy ny tanàna; banjino tsara io, ary aoka hatao fahirano, eny, aoka hataonao fahirano io. Famantarana ho amin’ny taranak’Israely izany.
malagasy
Ary makà lapoely, ka ataovy manda vy eo anelanelanao sy ny tanàna, dia banjino tsara io, ary aoka hatao fahirano, eny, aoka hataonao fahirano io. Famantarana ho amin'ny taranak'Isiraely izany.