Ezekiel 4:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ianao, mandria amin’ny ilanao havia ka ataovy eo aminy ny fahotan’ny taranak’Israely; koa araka ny isan’ny andro handrianao toy izany no hitondranao ny helony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary ataovy ambany mandry ny ilanao havia; ka ataovy eo ny heloky ny taranak’i Israely; ary ny andro handrianao toy izany, dia hitondranao ny helok’izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Dia mandria ilika amin’ny ilanao havia ianao; fa araka ny haharetanao amin’izany fomba fandry izany no hivesaranao ny fahotan’ny fanjakàn’i Israely, fa ianao no hivesatra azy.
Malagasy Bible 1865
Ary ataovy ambany mandry ny ilanao ankavia, ka ataovy eo aminy ny fahotan'ny taranak'Isiraely; koa araka ny isan'ny andro handrianao toy izany no hitondranao ny helony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ianao, mandria amin’ny ilanao havia ka ataovy eo aminy ny fahotan’ny taranak’Israely; koa araka ny isan’ny andro handrianao toy izany no hitondranao ny helony.
malagasy
Ary ataovy ambany mandry ny ilanao ankavia, ka ataovy eo aminy ny fahotan'ny taranak'Isiraely; koa araka ny isan'ny andro handrianao toy izany no hitondranao ny helony.