Ezekiel 4:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Izaho manao fetrandro ho anao mitovy amin’ny taonan’ny helony, dia sivifolo sy telonjato andro izay hitondranao ny heloky ny taranak’Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary araka ny isan’ny andro no nanisako ny taonan’ny helok’izy ireo ho anao; ka dia 390 andro no hitondranao ny heloky ny taranak’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ferako hitovy isa amin’ny taona nanotan’i Israely no hanaovanao izany. Koa ho 390 andro no hivesaranao ny fahotany.
Malagasy Bible 1865
Fa Izaho dia manao fetr'andro ho anao mitovy amin'ny taonan'ny helony, dia sivi-folo amby telon-jato andro, ka ho entinao ny heloky ny taranak'Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Izaho manao fetrandro ho anao mitovy amin’ny taonan’ny helony, dia sivifolo sy telonjato andro izay hitondranao ny heloky ny taranak’Israely.
malagasy
Fa Izaho dia manao fetr'andro ho anao mitovy amin'ny taonan'ny helony, dia sivi-folo amby telon-jato andro, ka ho entinao ny heloky ny taranak'Isiraely.