Ezekiel 4:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia banjino tsara io fahirano an’i Jerosalema io, ary aoka hiseho sandry ianao ka haminany hamely azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hitodika hanandrina an’i Jerosalema atao fahirano, ny tavanao aman-tsandrinao mihanjaka, ka haminany hamely azy ianao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aorian’izany dia banjino i Jerosalema voafahirano; ary ahinjiro manandrify azy ny sandrinao mihanjaka, ka lazao ny hafatra avy amiko hamelezana io tanàna io.
Malagasy Bible 1865
Dia banjino tsara io fahirano an'i Jerosalema io, ary aoka hiseho sandry ianao ka haminany hamely azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia banjino tsara io fahirano an’i Jerosalema io, ary aoka hiseho sandry ianao ka haminany hamely azy.
malagasy
Dia banjino tsara io fahirano an'i Jerosalema io, ary aoka hiseho sandry ianao ka haminany hamely azy.