Ezekiel 4:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary indro, hafatotro ianao ka tsy hahavadi-mandry ambara-pahatapitrao ny andron’ny fahiranonao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary indro, efa nopetahako tady ianao, mba tsy ho afa-mivadi-mandry, mandra-pahatapitrao ny andron’ny fahiranonao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hafatotro ianao mandritra ny fanaovanao fahirano mba tsy hahafahanao mivadibadika.
Malagasy Bible 1865
Ary, indro, hafatotro ianao ka tsy hahavadi-mandry ambara-pahatapitrao ny andron'ny fahiranonao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary indro, hafatotro ianao ka tsy hahavadi-mandry ambara-pahatapitrao ny andron’ny fahiranonao.
malagasy
Ary, indro, hafatotro ianao ka tsy hahavadi-mandry ambara-pahatapitrao ny andron'ny fahiranonao.