Ezekiel 40:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Norefesiny koa ny vavahady hatramin’ny tafon’ny efitrefitra fiambenana iray ka hatramin’ny tafon’ny iray koa, koa dimy amby roapolo hakiho ny sakany ary mifanatrika ny varavarana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Norefesiny ny vavahady hatramin’ny tafon’ny efitra iray, ka hatramin’ny tafon’ny iray hafa; nisy 25 hakiho ny sakany, hatramin’ny varavarana anankiray ka hatramin’ny varavarana iray hafa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Norefesiny koa ny elanelana eo amin’ny rindrin’ny toeram-piambenana iray sy ny rindrin’ny toeram-piambenana iray ka nisy 12 metatra sy sasany.
Malagasy Bible 1865
Dia norefesiny koa ny vavahady hatramin'ny tafon'ny trano fiambenana iray ka hatramin'ny tafon'ny iray koa, ka dimy amby roa-polo hakiho ny sakany, ary mifanatrika ny varavarana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Norefesiny koa ny vavahady hatramin’ny tafon’ny efitrefitra fiambenana iray ka hatramin’ny tafon’ny iray koa, koa dimy amby roapolo hakiho ny sakany ary mifanatrika ny varavarana.
malagasy
Dia norefesiny koa ny vavahady hatramin'ny tafon'ny trano fiambenana iray ka hatramin'ny tafon'ny iray koa, ka dimy amby roa-polo hakiho ny sakany, ary mifanatrika ny varavarana.