Ezekiel 40:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Norefesiny koa ny andry, dia enimpolo hakiho, ary nihatra tamin’ny andry ny kianja manodidina ny vavahady.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary 60 hakiho no nisainy momba ny andry, ary nifanolotra tamin’ireo andry ireo ny kianja manodidina ny vavahady.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Norefesiny koa ny sakan’ny lalantsara ka nisy folo metatra. Ny kianjan’ny tempoly no nanodidina io lalantsara io.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tongo-bato dia noheveriny ho enim-polo hakiho, ary nihatra tamin'ny tongo-bato ny kianja manodidina ny vavahady.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Norefesiny koa ny andry, dia enimpolo hakiho, ary nihatra tamin’ny andry ny kianja manodidina ny vavahady.
malagasy
Ary ny tongo-bato dia noheveriny ho enim-polo hakiho, ary nihatra tamin'ny tongo-bato ny kianja manodidina ny vavahady.