Ezekiel 40:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hatreo anoloan’ny vavahady fidirana ka hatreo anoloan’ny lalantsaran’ny vavahady anatiny dia dimampolo hakiho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny elanelan’ny hatreo anoloan’ny vavahady fidirana, ka hatreo anoloan’ny trano fidirana anatiny, dia 50 hakiho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Manomboka eo amin’ny fidirana voalohany eo amin’ny tamboho ivelan’ny vavahady ka hatramin’ny rindrina manoloana ny faran’ny lalantsara erỳ am-pita dia nisy 25 metatra.
Malagasy Bible 1865
Ary hatreo anoloan'ny vavahady fidirana ka hatreo anoloan'ny lavarangan'ny vavahady anatiny dia dimam-polo hakiho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hatreo anoloan’ny vavahady fidirana ka hatreo anoloan’ny lalantsaran’ny vavahady anatiny dia dimampolo hakiho.
malagasy
Ary hatreo anoloan'ny vavahady fidirana ka hatreo anoloan'ny lavarangan'ny vavahady anatiny dia dimam-polo hakiho.