Ezekiel 40:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lampivato dia teo anilan’ny vavahady sady nifanaraka tamin’ny lavan’ny vavahady: Lampivato ambany io.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanaraka an’ireo vavahady ny lampivato, sady nifanerana tamin’ny halavan’ny vavahady; ny lampivato ambany io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lampivato koa no mandrakotra ny faritra manodidina ny vavahady; saingy lampivato iva kokoa izany noho ilay tao an-kianja.
Malagasy Bible 1865
Ary ny lampivato dia teo anilan'ny vavahady, sady nifanerana tamin'ny lavan'ny vavahady: lampivato ambany io.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lampivato dia teo anilan’ny vavahady sady nifanaraka tamin’ny lavan’ny vavahady: Lampivato ambany io.
malagasy
Ary ny lampivato dia teo anilan'ny vavahady, sady nifanerana tamin'ny lavan'ny vavahady: lampivato ambany io.