Ezekiel 40:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Norefesiny koa ny sakany hatreo anoloan’ny vavahady ambany ka hatreo anoloan’ny kianja anatiny, dia hatreo amin’ny ivelany ka zato hakiho, teo atsinanana sy teo avaratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Norefesiny ny sakan’ny teo anoloan’ny vavahady ambany hatreo amin’ny anoloan’ny kianja anatiny, ka nisy zato hakiho ny teo atsinanana sy teo avaratra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Norefesiny koa ny elanelana hatreo amin’ny vavahady amin’ny kianja ivelany ka hatreo amin’ny rindrina amin’ny kianja anatiny ka nisy dimampolo metatra. Izay ny amin’ny lafiny atsinanana. Nifindra teo amin’ny lafiny avaratra indray ralehilahy
Malagasy Bible 1865
Dia norefesiny koa ny sakany hatreo anoloan'ny vavahady ambany ka hatreo anoloan'ny kianja anatiny, dia hatreo amin'ny ivelany, ka zato hakiho, dia teo atsinanana sy teo avaratra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Norefesiny koa ny sakany hatreo anoloan’ny vavahady ambany ka hatreo anoloan’ny kianja anatiny, dia hatreo amin’ny ivelany ka zato hakiho, teo atsinanana sy teo avaratra.
malagasy
Dia norefesiny koa ny sakany hatreo anoloan'ny vavahady ambany ka hatreo anoloan'ny kianja anatiny, dia hatreo amin'ny ivelany, ka zato hakiho, dia teo atsinanana sy teo avaratra.