Ezekiel 40:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Norefesiny koa ny lavany sy ny sakan’ny vavahadin’ny kianja ivelany izay nanatrika ny avaratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny amin’ny kianja ivelany, izay mitodika mianavaratra ny anoloany dia norefesiny koa ny lavany sy ny sakany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka norefesiny koa ny lava aman-tsakan’ny vavahady avaratra mankany amin’ny kianja ivelany.
Malagasy Bible 1865
An norefesiny koa ny lavany sy ny sakan'ny vavahadin'ny kianja ivelany, izay nanatrika ny avaratra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Norefesiny koa ny lavany sy ny sakan’ny vavahadin’ny kianja ivelany izay nanatrika ny avaratra.
malagasy
An norefesiny koa ny lavany sy ny sakan'ny vavahadin'ny kianja ivelany, izay nanatrika ny avaratra.