Ezekiel 40:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy varavarankely teo aminy sy teo amin’ny lalantsara manodidina azy, tahaka ireo varavarankely ireo ihany koa, ka dimampolo hakiho ny lavany ary dimy amby roapolo hakiho ny sakany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
- ny manodidina dia nisy varavarankely mitovy amin’ireo varavarankely hafa ihany koa mbamin’ny efitra fidirana -: 50 hakiho ny lavany, 25 hakiho ny sakany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy varavaran-kely koa nanodidina ny vavahady sy ny lalantsara ka mitovy amin’ireo tao atsinanana sy avaratra. Ny halavan’ny vavahady dia 25 metatra ary ny sakany 12 metatra sy sasany.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy varavarankely teo aminy sy teo amin'ny tohany manodidina, dia tahaka ireo varavarankely ireo ihany koa, ka dimam-polo hakiho ny lavany, ary dimy amby roa-polo hakiho ny sakany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy varavarankely teo aminy sy teo amin’ny lalantsara manodidina azy, tahaka ireo varavarankely ireo ihany koa, ka dimampolo hakiho ny lavany ary dimy amby roapolo hakiho ny sakany.
malagasy
Ary nisy varavarankely teo aminy sy teo amin'ny tohany manodidina, dia tahaka ireo varavarankely ireo ihany koa, ka dimam-polo hakiho ny lavany, ary dimy amby roa-polo hakiho ny sakany.