Ezekiel 40:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary noentiny niditra tamin’ny vavahady atsimo ho any amin’ny kianja anatiny aho. Dia norefesiny ny vavahady atsimo ka araka ireo refy ireo ihany koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nentiny niditra teo amin’ny vavahady atsimo aho, ho ao amin’ny kianja anatiny; ary norefesiny ny vavahady atsimo, ka sahala ny refiny -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nentin-dralehilahy niditra tamin’ny vavahady atsimo aho mba hankao an-kianja anatiny. Norefesiny io vavahady io ka nitovy refy tamin’ireo vavahady hafa.
Malagasy Bible 1865
Ary nentiny niditra tamin'ny vavahady atsimo ho any amin'ny kianja anatiny aho; dia norefesiny ny vavahady atsimo, ka araka ireo ohatra ireo ihany koa;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary noentiny niditra tamin’ny vavahady atsimo ho any amin’ny kianja anatiny aho. Dia norefesiny ny vavahady atsimo ka araka ireo refy ireo ihany koa.
malagasy
Ary nentiny niditra tamin'ny vavahady atsimo ho any amin'ny kianja anatiny aho; dia norefesiny ny vavahady atsimo, ka araka ireo ohatra ireo ihany koa;