Ezekiel 40:30 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy lalantsara manodidina azy, dimy amby roapolo hakiho ny lavany ary dimy hakiho ny sakany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy efitra fidirana manodidina azy: 25 hakiho ny halavany, ary 5 hakiho ny sakany.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy tohany manodidina, dia dimy amby roa-polo hakiho ny lavany, ary dimy hakiho ny sakany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy lalantsara manodidina azy, dimy amby roapolo hakiho ny lavany ary dimy hakiho ny sakany.
malagasy
Ary nisy tohany manodidina, dia dimy amby roa-polo hakiho ny lavany, ary dimy hakiho ny sakany.