Ezekiel 40:31 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny lalantsara teo aminy dia nanatrika ny kianja ivelany; nisy sarin’ny hazo palma teo amin’ny andry, ary nisy zanatohatra valo ho fiakarana tao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny efitra fidirana dia eo amin’ny lafin’ny kianja ivelany; nisy rofia tamin’ny andriny, ary ambaratonga valo no iakarana ho ao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ilay lalantsara dia nanatrika ny kianja ivelany. Ny rindrina anatiny dia voaravaka sarin-drofia, ary tohatohatra valo no fiakarana mankeo.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tohany dia nanatrika ny kianja ivelany; ary nisy sarin'ny hazo rofia teo amin'ny tongo-batony, ary nisy ambaratonga valo ho fiakarana ao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny lalantsara teo aminy dia nanatrika ny kianja ivelany; nisy sarin’ny hazo palma teo amin’ny andry, ary nisy zanatohatra valo ho fiakarana tao.
malagasy
Ary ny tohany dia nanatrika ny kianja ivelany; ary nisy sarin'ny hazo rofia teo amin'ny tongo-batony, ary nisy ambaratonga valo ho fiakarana ao.[palma]