Ezekiel 40:32 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia noentiny niantsinanana ho any amin’ny kianja anatiny aho, dia norefesiny ny vavahady ka araka ireo refy ireo ihany koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy eo dia nentiny aho ho eo amin’ny kianja anatiny mandeha miantsinanana; ary norefesiny ny vavahady, ka toraky ny teo ihany koa ny refiny -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nasain-dralehilahy niditra tamin’ny vavahady atsinanana aho mba hankao an-kianja anatiny. Norefesiny io vavahady io ka nitovy refy tamin’ireo vavahady hafa.
Malagasy Bible 1865
Dia nentiny niantsinanana aho ho any amin'ny kianja anatiny, dia norefesiny ny vavahady, ka araka ireo ohatra ireo ihany koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia noentiny niantsinanana ho any amin’ny kianja anatiny aho, dia norefesiny ny vavahady ka araka ireo refy ireo ihany koa.
malagasy
Dia nentiny niantsinanana aho ho any amin'ny kianja anatiny, dia norefesiny ny vavahady, ka araka ireo ohatra ireo ihany koa.