Ezekiel 40:35 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary noentiny ho any amin’ny vavahady avaratra aho, dia norefesiny ka araka ireo refy ireo ihany koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nentiny aho, eo amin’ny vavahady avaratra; ka toraky ny teo ihany koa ny refiny nandrefesany ny teo -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Avy eo dia nentin-dralehilahy hankany amin’ny vavahady avaratra aho. Norefesiny io vavahady io ka nitovy refy tamin’ireo vavahady teo aloha.
Malagasy Bible 1865
Ary nentiny ho any amin'ny vavahady avaratra aho, dia norefesiny, ka araka ireo ohatra ireo ihany koa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary noentiny ho any amin’ny vavahady avaratra aho, dia norefesiny ka araka ireo refy ireo ihany koa.
malagasy
Ary nentiny ho any amin'ny vavahady avaratra aho, dia norefesiny, ka araka ireo ohatra ireo ihany koa,