Ezekiel 40:38 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy efitrano misy varavarana teo anilan’ny andry teo am-bavahady ka tao no hanakobanana ny fanatitra dorana manontolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nisy efitrano mbamin’ny varavarana momba azy, teo anilan’ny andrin’ny vavahady; teo no nanasana ny sorona dorana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy efitrano iray mifandray amin’ny lalantsaran’ny vavahady avaratra, ka tao no nanasana ireo biby vonoina hatao sorona dorana manontolo.
Malagasy Bible 1865
Ary nisy efi-trano misy varavarana teo anilan'ny tongo-bato teo am-bavahady, izay nanakobahany ny fanatitra dorana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy efitrano misy varavarana teo anilan’ny andry teo am-bavahady ka tao no hanakobanana ny fanatitra dorana manontolo.
malagasy
Ary nisy efi-trano misy varavarana teo anilan'ny tongo-bato teo am-bavahady, izay nanakobahany ny fanatitra dorana.