Ezekiel 40:41 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nisy latabatra efatra teo amin’ny ilany iray amin’ny vavahady ary latabatra efatra teo amin’ny ilany iray, dia latabatra valo izay famonoana fanatitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa nisy latabatra efatra izany, teo amin’ny ilan’ny vavahady, ary efatra koa tamin’ny ilany iray, dia valo no tontaliny, hatao famonoana ny sorona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Valo izany no tontalin’ireo latabatra nampiasaina hamonoana biby hatao sorona, ka efatra avy teo an-daniny roa amin’ny vavahady.
Malagasy Bible 1865
Nisy latabatra efatra teo amin'ny ilany iray amin'ny vavahady ary latabatra efatra koa teo amin'ny ilany iray, dia latabatra valo izay famonoana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nisy latabatra efatra teo amin’ny ilany iray amin’ny vavahady ary latabatra efatra teo amin’ny ilany iray, dia latabatra valo izay famonoana fanatitra.
malagasy
Nisy latabatra efatra teo amin'ny ilany iray amin'ny vavahady ary latabatra efatra koa teo amin'ny ilany iray, dia latabatra valo izay famonoana.