Ezekiel 40:44 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Teo ivelan’ny vavahady anatiny, teo anilan’ny vavahady avaratra ka manatrika ny atsimo, dia nisy efitrano maromaro ho an’ny mpihira, teo amin’ny kianja anatiny; nisy iray koa teo anilan’ny vavahady atsinanana ka nanatrika ny avaratra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teo ivelan’ny vavahady anatiny, nisy ny efitranon’ny mpihira, teo amin’ny kianja anatiny: ny iray teo anilan’ny vavahady avaratra mitodika mianatsimo ny anoloany, ny iray teo anilan’ny vavahady atsinanana mitodika mianavaratra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nentin-dralehilahy tao amin’ny kianja anatiny aho. Nisy efitra roa tao: ny iray terỳ anilan’ny varavarana avaratra ary mitodika mianatsimo, ary ny iray kosa terỳ anilan’ny varavarana atsimo ary mitodika mianavaratra.
Malagasy Bible 1865
Ary teo ivelan'ny vavahady anatiny, teo anilan'ny vavahady avaratra ka manatrika ny atsimo, dia nisy ireo efi-trano ho an'ny mpihira teo amin'ny kianja anatiny, ary nisy iray koa teo anilan'ny vavahady atsinanana ka nanatrika ny avaratra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Teo ivelan’ny vavahady anatiny, teo anilan’ny vavahady avaratra ka manatrika ny atsimo, dia nisy efitrano maromaro ho an’ny mpihira, teo amin’ny kianja anatiny; nisy iray koa teo anilan’ny vavahady atsinanana ka nanatrika ny avaratra.
malagasy