Ezekiel 40:45 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy izy tamiko: Ity efitrano manatrika ny atsimo ity dia ho an’ny mpisorona izay mitandrina ny anjara raharahany amin’ny trano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy izy tamiko: «Ilay efitrano mitodika mianatsimo, dia an’ny mpisorona miadidy ny fanompoana momba ny trano;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nolazain-dralehilahy tamiko fa ny efitra mitodika mianatsimo dia voatokana ho an’ny mpisorona misahana raharaha momba ny tempoly;
Malagasy Bible 1865
Ary hoy izy tamiko: Ity efi-trano manatrika ny atsimo ity dia ho an'ny mpisorona izay mitandrina ny anjara-raharahany amin'ny trano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy izy tamiko: Ity efitrano manatrika ny atsimo ity dia ho an’ny mpisorona izay mitandrina ny anjara raharahany amin’ny trano.
malagasy
Ary hoy izy tamiko: Ity efi-trano manatrika ny atsimo ity dia ho an'ny mpisorona izay mitandrina ny anjara-raharahany amin'ny trano.