Ezekiel 40:47 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia norefesiny ny kianja, ka zato hakiho ny lavany ary zato hakiho koa ny sakany; efamira izany. Ny alitara dia teo anoloan’ny Trano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nandrefy ny kianja, izay efa-joro sokera, izy, ka zato hakiho ny lavany, zato hakiho koa ny sakany; ary ny ôtely dia teo anoloan’ny trano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Norefesin-dralehilahy ny kianja anatiny: efamira izy io ka samy dimampolo metatra avy ny lafiny efatra. Teo anoloan’ny tempoly no nisy ny alitara.
Malagasy Bible 1865
Dia norefesiny ny kianja, ka zato hakiho ny lavany, ary zato hakiho koa ny sakany, dia efa-joro sokera izy; ary ny alitara dia teo anoloan'ny trano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia norefesiny ny kianja, ka zato hakiho* ny lavany ary zato hakiho koa ny sakany; efamira izany. Ny alitara dia teo anoloan’ny Trano.
malagasy
Dia norefesiny ny kianja, ka zato hakiho ny lavany, ary zato hakiho koa ny sakany, dia efa-joro sokera izy; ary ny alitara dia teo anoloan'ny trano.