Ezekiel 40:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia tonga teo amin’ny vavahady manatrika ny atsinanana izy ka niakatra tamin’ny zanatohatra aminy dia nandrefy ny tokonan’ny vavahady, ka iray volotara fandrefesana ny sakany, dia ny tokonana voalohany izany ary iray volotara fandrefesana ny sakan’ny tokonana iray koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha efa izany dia nankeo amin’ny vavahady, dia ilay mitodika miantsinanana ny anoloany, ka niakatra ny ambaratonga izy; ary norefesiny ny tokonam-bavahady, ka eran’ny volotara ny sakany, dia ny tokonana voalohany izany, eran’ny volotara ny sakany
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nankeo amin’ny vavahady atsinanana izy, ary niakatra ny tohatohatra dia nandrefy ny tokonana ka nisy telo metatra ny hitsy miditra; ary ny tokonam-bavahady isany avy dia telo metatra koa ny hitsy miditra.
Malagasy Bible 1865
Dia tonga teo amin'ny vavahady manatrita ny atsinanana izy ka niakatra tamin'ny ambaratongany dia nandrefy ny tokonam-bavahady, ka eran'ny volotara ny sakany, dia ny tokonana voalohany izany, ka eran'ny volotara ny sakany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia tonga teo amin’ny vavahady manatrika ny atsinanana izy ka niakatra tamin’ny zanatohatra aminy dia nandrefy ny tokonan’ny vavahady, ka iray volotara fandrefesana ny sakany, dia ny tokonana voalohany izany ary iray volotara fandrefesana ny sakan’ny tokonana iray koa.
malagasy
Dia tonga teo amin'ny vavahady manatrita ny atsinanana izy ka niakatra tamin'ny ambaratongany dia nandrefy ny tokonam-bavahady, ka eran'ny volotara ny sakany, dia ny tokonana voalohany izany, ka eran'ny volotara ny sakany.[Na: ary eran'ny volotara ny sakan'ny tokonana iray koa]