Ezekiel 40:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Norefesiny koa ny lalantsaran’ny vavahady tao anatiny ka iray volotara fandrefesana koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Norefesiny ny efitra fidirana amin’ny vavahady tandrifin’ny trano dia eran’ny volotara.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Norefesin-dralehilahy koa io lalantsara io ka nisy efa-metatra ny hitsy miditra ary iray metatra ny hatevin’ny rindrina ivelany. Tao anatin’ny vavahady atsinanana no nisy io lalantsara io sady teo akaikin’ny tempoly.
Malagasy Bible 1865
Dia norefesiny koa ny lavarangan'ny vavahady, ka eran'ny volotara koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Norefesiny koa ny lalantsaran’ny vavahady tao anatiny ka iray volotara fandrefesana koa.
malagasy
Dia norefesiny koa ny lavarangan'ny vavahady, ka eran'ny volotara koa.