Ezekiel 40:9 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary norefesiny ny lalantsaran’ny vavahady ka valo hakiho; ny andriny dia roa hakiho; ary ny lalantsaran’ny vavahady dia teo anatiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Norefesiny indray ny efitra fidirana amin’ny vavahady ka nisy valo hakiho; ary ny andriny, roa hakiho. Ny efitra fidirana amin’ny vavahady dia tandrifin’ny trano.
Malagasy Bible 1865
Ary norefesiny ny lavarangan'ny vavahady, ka valo hakiho; ary ny tongo-batony dia roa hakiho; ary ny lavarangan'ny vavahady dia teo anatiny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary norefesiny ny lalantsaran’ny vavahady ka valo hakiho; ny andriny dia roa hakiho; ary ny lalantsaran’ny vavahady dia teo anatiny.
malagasy
Ary norefesiny ny lavarangan'ny vavahady, ka valo hakiho; ary ny tongo-batony dia roa hakiho; ary ny lavarangan'ny vavahady dia teo anatiny.