Ezekiel 41:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
sy ny efitrano dia roapolo hakiho manodidina ny trano manontolo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny elanelan’ny hatreo ka hatreo amin’ny efitrano, dia nisy roapolo hakiho, manodidina ny trano.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
sy ireo efitra hafa manodidina ny tempoly dia nisy folo metatra.
Malagasy Bible 1865
Ary ny teo anelanelan'ny efi-trano dia roa-polo hakiho manodidina ny trano na aiza na aiza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
sy ny efitrano dia roapolo hakiho manodidina ny trano manontolo.
malagasy
Ary ny teo anelanelan'ny efi-trano dia roa-polo hakiho manodidina ny trano na aiza na aiza.