Ezekiel 41:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny varavaran’ny paosin-trano dia mankao amin’ilay sisa navela, dia varavarana iray manatrika ny avaratra, ary iray koa manatrika ny atsimo; ny sakan’ilay sisa navela dia dimy hakiho manodidina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Teo ambonin’io rarivato io no nisy ny fidirana mankeo am-paosin-trano; ny varavarana iray teo avaratra, ny varavarana iray teo atsimo; dimy hakiho no hatevin’io rarivato manodidina io.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Varavarana roa ka ny iray terỳ atsimo ary ny iray terỳ avaratra no nivoahana ireo trano fanampiny hankeo amin’ny toera-malalaka. Ny sakan’io toera-malalaka io kosa dia roa metatra sy sasany manodidina.
Malagasy Bible 1865
Ary ny varavaran'ny paosin-trano dia mankao amin'ilay sisa navela, dia varavarana iray manatrika ny avaratra, ary iray koa manatrika ny atsimo; ary ny sakan'ilay sisa navela dia dimy hakiho manodidina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny varavaran’ny paosin-trano dia mankao amin’ilay sisa navela, dia varavarana iray manatrika ny avaratra, ary iray koa manatrika ny atsimo; ny sakan’ilay sisa navela dia dimy hakiho manodidina.
malagasy