Ezekiel 41:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ny sakan’ny Trano eo anoloany sy ilay kianja voafaritra teo atsinanana dia zato hakiho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary ny anoloan’ny trano sy ny fitoerana foana eny amin’ny atsinanana, zato hakiho ny sakany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sakan’ny tempoly mitodika miantsinanana sy ny toera-malalaka teo an-daniny roa dia nahatratra dimampolo metatra ny halehibeny.
Malagasy Bible 1865
Ary ny sakan'ny trano eo anoloany sy ny kianja voatokana teo atsinanana dia zato hakiho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ny sakan’ny Trano eo anoloany sy ilay kianja voafaritra teo atsinanana dia zato hakiho.
malagasy
Ary ny sakan'ny trano eo anoloany sy ny kianja voatokana teo atsinanana dia zato hakiho.