Ezekiel 41:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia norefesiny ny lavan’ny Trano teo anoloan’ny kianja izay tao ivohony, ary ny lalantsarany teo an-daniny roa, ka zato hakiho. Ny tempoly ao anaty, ny lalantsara ao amin’ny kianja,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Norefesiny ny lavan’ny trano mifanatrika amin’ny fitoerana foana izay teo ivohon’ny trano mbamin’ny lalan-tsarany eo an-daniny roa, ka zato hakiho.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Norefesin-dralehilahy koa ny halavan’ilay trano tao ivohon’ny tempoly miaraka amin’ny lalantsara teo an-daniny roa ka nisy dimampolo metatra. Ny lalantsara fidirana sy ny efitrano malalaka ary ny efitrano anatiny indrindra tao amin’ny tempoly dia samy norakofana hazo fisaka avokoa;
Malagasy Bible 1865
Dia norefesiny ny lavan'ny trano teo anoloan'ny kianja izay tao ivohony, ary ny lalan-tsarany teo an-daniny roa, ka zato hakiho. Ny tempoly ao anaty sy ny lavarangana ao amin'ny kianja
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia norefesiny ny lavan’ny Trano teo anoloan’ny kianja izay tao ivohony, ary ny lalantsarany teo an-daniny roa, ka zato hakiho. Ny tempoly ao anaty, ny lalantsara ao amin’ny kianja,
malagasy
Dia norefesiny ny lavan'ny trano teo anoloan'ny kianja izay tao ivohony, ary ny lalan-tsarany teo an-daniny roa, ka zato hakiho. Ny tempoly ao anaty sy ny lavarangana ao amin'ny kianja